YOUTUBE Misy Hery vaovao mahavita ao ry namana! Ny Ainga AdminJune 27, 2025019 views Manana olomanga ny firenena Malagasy, olokendry sy manam-panahy. Matotra amin’ny fanamby izay ataony ary manatanteraka izany ho fampandrosoana an’I Madagasikara. Tsy Iza izany fa ny kandida Numéro 12 Hery Rajaonarimampianina. source